| ← Psalms (134/150) → |
| 1. | Fihirana fiakarana, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah. |
| 2. | Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah. |
| 3. | Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany. |
| ← Psalms (134/150) → |