Psalms (117/150)  

1. MiderĂ  an'i Jehovah ry firenena rehetra; MiderĂ  Azy, ry olona rehetra.
2. Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.

  Psalms (117/150)